FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hitan’izy ireo ny Andriamanitry ny Israely.+ Teo ambany tongony dia nisy toy ny rarivato vita tamin’ny safira, ary toy ny lanitra manga tena madio no fahitana an’ilay izy.+

  • Salamo 96:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany;+

      Ary hery sy hatsarana no ao amin’ny toerany masina.+

  • Ezekiela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha iny mbola nijery iny aho, dia nahita zavatra toy ny vato safira teo ambonin’ilay zavatra fisaka teo ambony lohan’ny kerobima. Hoatran’ny seza fiandrianana no fahitana azy io.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara