FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 13:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Tokony horovitina ny akanjon’ilay olona boka, ary havela hisavoritaka ny volony. Hosaronany ny volombava eo ambonin’ny molony, ka hiantsoantso izy hoe: ‘Maloto e! Maloto e!’ 46 Haloto izy mandritra ny fotoana aharariany. Maloto izy ka tokony hitoka-monina. Any ivelan’ny toby izy no hipetraka.+

  • Nomery 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny Israelita hoe avoahy eny ivelan’ny toby daholo izay olona boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara