-
Deoteronomia 1:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Nanatona ahy daholo anefa ianareo, ka niteny hoe: ‘Andao isika haniraka olona handeha mialoha antsika. Dia hasaintsika hijery taratra an’ilay tany izy, ka hanao tatitra atỳ amintsika hoe aiza ny lalana tokony harahintsika ary tanàna hoatran’ny ahoana no ho hitantsika.’+ 23 Dia hitako hoe tsara ilay hevitra, ka nifidy 12 lahy teo aminareo aho, izany hoe iray isaky ny foko.+
-