Nomery 13:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: 2 “Maniraha olona hitsikilo* ny tany Kanana izay homeko ny Israelita. Lehilahy iray isam-poko no hirahinareo, izay samy mpiadidy+ eo amin’izy ireo.”+
13 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: 2 “Maniraha olona hitsikilo* ny tany Kanana izay homeko ny Israelita. Lehilahy iray isam-poko no hirahinareo, izay samy mpiadidy+ eo amin’izy ireo.”+