FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary niezaka nampitony ny vahoaka i Kaleba. Nijoro teo anatrehan’i Mosesy ny vahoaka tamin’izay. Dia hoy i Kaleba: “Andao isika tonga dia hiakatra any, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io. Tena ho resintsika ny mponina ao.”+

  • Nomery 14:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+

  • Nomery 14:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Amin’ireo lehilahy nitsikilo an’ilay tany kosa, dia i Josoa zanak’i Nona sy Kaleba zanak’i Jefone no mbola ho velona.”’”+

  • Nomery 34:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary haka mpiadidy iray isam-poko ianareo mba hizara an’ilay tany ho lovanareo.+ 19 Dia ireto no anaran’ireo lehilahy ireo: Kaleba+ zanak’i Jefone no avy amin’ny fokon’i Joda;+

  • 1 Tantara 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny zanakalahin’i Kaleba+ zanak’i Jefone dia i Iro sy Elaha ary Nama. Ary ny zanakalahin’i* Elaha dia i Kenaza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara