Eksodosy 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Levitikosy 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izany no antony nilazako taminareo hoe: “Halainareo ho anareo ny tanin’izy ireo, ary homeko anareo ho fanananareo izany. Tany tondra-dronono sy tantely ilay izy.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nanavaka anareo tamin’ireo firenena.”+
24 Izany no antony nilazako taminareo hoe: “Halainareo ho anareo ny tanin’izy ireo, ary homeko anareo ho fanananareo izany. Tany tondra-dronono sy tantely ilay izy.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nanavaka anareo tamin’ireo firenena.”+