Nomery 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘“Hampidiriko ao koa ny zanakareo izay nolazainareo hoe ho lasa babo,+ dia ry zareo no hipetraka ao amin’ilay tany tsy tianareo.+ Deoteronomia 1:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary ny zanakareo izay nolazainareo hoe ho lasa babo,+ sy ny zanakareo izay mbola tsy mahalala ny tsara sy ny ratsy akory, dia ireo no hiditra any. Homeko an-dry zareo ilay tany, ka ho lasany.+
31 “‘“Hampidiriko ao koa ny zanakareo izay nolazainareo hoe ho lasa babo,+ dia ry zareo no hipetraka ao amin’ilay tany tsy tianareo.+
39 Ary ny zanakareo izay nolazainareo hoe ho lasa babo,+ sy ny zanakareo izay mbola tsy mahalala ny tsara sy ny ratsy akory, dia ireo no hiditra any. Homeko an-dry zareo ilay tany, ka ho lasany.+