Nomery 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa maninona isika no entin’i Jehovah ho any amin’izany tany izany, dia ho fatin’ny sabatra any?+ Ho lasa babo any ny vadintsika sy ny zanatsika.+ Tsy aleontsika ve miverina any Ejipta e?”+
3 Fa maninona isika no entin’i Jehovah ho any amin’izany tany izany, dia ho fatin’ny sabatra any?+ Ho lasa babo any ny vadintsika sy ny zanatsika.+ Tsy aleontsika ve miverina any Ejipta e?”+