FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Be fitiavana sy tsy mivadika ianao rehefa nitarika ny vahoaka navotanao;+

      Ny herinao no hitarihanao azy ireo ho any amin’ny fonenanao masina.

      14 Haheno an’izany ireo firenena+ ka hipararetra.

      Hitebiteby* ny mponin’i Filistia.

  • Josoa 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Henonay mantsy fa nataon’i Jehovah ritra teo anoloanareo ny Ranomasina Mena, rehefa niala tany Ejipta ianareo.+ Henonay koa ny nataonareo tamin’ny mpanjaka amorita roa, dia i Sihona+ sy Oga,+ izay naringanareo teny ampitan’i* Jordana.

  • Josoa 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nataon’i Jehovah ritra teo anoloan’ny Israelita ny ranon’i Jordana mandra-piampitan’izy ireo. Raha vao naheno an’izany ny mpanjaka rehetra teo amin’ny Amorita+ izay teny ampita andrefan’ny Reniranon’i* Jordana, sy ny mpanjaka rehetran’ny Kananita+ tany amoron-tsiraka, dia natahotra be*+ sady tsy nanana herim-po hiadiana intsony noho ny amin’ny Israelita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara