Eksodosy 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Amin’izay fotoana izay, dia hihorohoro ny lehibem-pokon’i Edoma,Ary hangovitra ny mpitondra mahery* any Moaba.+ Ho kivy ny mponina rehetra any Kanana.+ Josoa 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa nomen’i Jehovah antsika ilay tany manontolo.+ Tena kivy ny mponina rehetra ao amin’ilay tany satria hoe ho avy isika.”+
15 Amin’izay fotoana izay, dia hihorohoro ny lehibem-pokon’i Edoma,Ary hangovitra ny mpitondra mahery* any Moaba.+ Ho kivy ny mponina rehetra any Kanana.+
24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa nomen’i Jehovah antsika ilay tany manontolo.+ Tena kivy ny mponina rehetra ao amin’ilay tany satria hoe ho avy isika.”+