Deoteronomia 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo i Jehovah,+ ka naheno feo ianareo saingy tsy nahita an’ilay niteny.+ Feo ihany no henonareo.+ Deoteronomia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny mivantana* taminareo avy tao anaty afo i Jehovah, teo amin’ilay tendrombohitra.+
12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo i Jehovah,+ ka naheno feo ianareo saingy tsy nahita an’ilay niteny.+ Feo ihany no henonareo.+