-
Nomery 1:45, 46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Nosoratana isaky ny fianakaviambe daholo ny anaran’izay Israelita rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika teo amin’ny Israely. 46 Ny isan’ny voasoratra anarana rehetra dia 603 550.+
-