FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hataoko be dia be tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao. Raha misy mahavita manisa ny vovoka amin’ny tany, dia ho voaisa koa ny taranakao.+

  • Genesisy 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 46:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao rehefa any.+

  • Eksodosy 38:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina* no namaritana ny antsasaky ny sekely nomen’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra anisan’ireo voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra.+ Nisy 603 550 ireo lehilahy ireo.+

  • Nomery 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ireo no Israelita voasoratra anarana, arakaraka ny fianakaviambeny avy. Nisy 603 550+ ireo voasoratra anarana rehetra tao amin’ireo toby ka afaka nanompo tao amin’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara