FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+

  • Genesisy 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+

  • Eksodosy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+

  • Hebreo 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho izany, dia avy tamin’ny lehilahy anankiray, izay toy ny efa maty,+ no nahaterahan’ny olona+ be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sady tsy voaisa hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara