-
Deoteronomia 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo nihabetsaka ianareo, ka izao ianareo lasa be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra.+
-
-
Romanina 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Mbola nanantena ihany i Abrahama na dia hoatran’ny tsy nisy azo nantenaina intsony aza, ka nino hoe ho lasa rain’ny firenena maro izy, araka ilay voalaza hoe: “Ho tahaka izany ny taranakao.”+
-