-
Genesisy 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+
-
-
Hebreo 11:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Finoana no nahatonga an’i Abrahama ho hoatran’ny hoe efa nanao sorona an’i Isaka mihitsy, tamin’izy notsapaina.+—Vonona hanao sorona ny zanany lahitokana+ ilay lehilahy izay faly erỳ nahazo ny fampanantenana.—Vonona hanao an’izany izy, 18 na dia efa nilazana aza hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+
-