-
Genesisy 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+
-
-
Nomery 1:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Ny isan’ny voasoratra anarana rehetra dia 603 550.+
-
-
Nomery 26:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Nisy 601 730 àry ny Israelita rehetra voasoratra anarana.+
-
-
Nomery 26:64Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
64 Tsy anisan’ireo voasoratra anarana tany an-tany efitr’i Sinay anefa izy ireo na iray aza, tamin’i Mosesy sy Arona mpisorona nanisa ny Israelita.+
-