FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 38:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina* no namaritana ny antsasaky ny sekely nomen’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra anisan’ireo voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra.+ Nisy 603 550 ireo lehilahy ireo.+

  • Nomery 1:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ny isan’ny voasoratra anarana rehetra dia 603 550.+

  • Nomery 1:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 “Ny fokon’i Levy ihany no tsy tokony hosoratana anarana, ary tsy tokony hakambanao amin’ny isan’ny Israelita hafa ny isan-dry zareo.+

  • Nomery 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara