Nomery 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’i Robena, arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Robena.
18 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’i Robena, arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Robena.