FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 15:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Raha ombilahy kosa no atolotrao mba hatao fanatitra dorana+ na ho sorona hanefana voady manokana+ na ho sorona iombonana ho an’i Jehovah,+ 9 dia tokony hanolotra fanatitra varimbazaha+ miaraka amin’ilay ombilahy koa ianao, izany hoe lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny efaha sady nafangaro menaka antsasaky ny hina. 10 Manolora koa divay antsasaky ny hina mba hatao fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, mba ho fofona mahafinaritra* an’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara