26 Fa raha manao fanahy iniana manota isika nefa efa mahalala tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony.+ 27 Miandry fanamelohana sisa isika sady matahotra, ary miandry fahatezerana mirehitra toy ny afo, izay handevona ny mpanohitra.+