FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa raha misy kosa nankahala olona+ ary efa nandrasany ilay olona dia noratrainy ka maty, ary avy eo izy nandositra tany amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo, 12 dia hampiantso azy avy any ny anti-panahy ao an-tanànany, ka hanolotra azy eo am-pelatanan’ny mpamaly ra, dia tsy maintsy hovonoina ho faty izy.+

  • 1 Mpanjaka 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Natahotra an’i Solomona koa i Adonia. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha namikitra tamin’ny tandroky ny alitara.+

  • 1 Mpanjaka 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba, ary ao akaikin’ny alitara ao izy.” Naniraka an’i Benaia zanak’i Joiada àry i Solomona hoe: “Mandehana vonoy izy!”

  • 1 Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara