-
Eksodosy 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+
-
-
Nomery 35:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka maty ilay olona, dia mpamono olona izy. Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+
-
-
Deoteronomia 27:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “‘Voaozona izay miafina mba hamono olona ka mahafaty azy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
-