FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha tezitra be amin’ny namany ny olona iray ka manao fanahy iniana mamono azy ho faty,+ dia tsy maintsy hovonoina ho faty izy, na dia tsy maintsy haka azy eo amin’ny alitarako aza ianao.+

  • Eksodosy 38:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nanao ny alitara fanaovana fanatitra dorana tamin’ny hazo akasia izy. Efamira ilay izy, ka dimy hakiho* ny lavany, dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.+ 2 Ary nasiany tandroka ny zorony efatra. Hazo iray tsy notapatapahina no nanaovany an’ilay alitara sy ireo tandrony. Dia nopetahany takela-barahina ilay alitara.+

  • 1 Mpanjaka 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Henon’i Joaba izany rehetra izany, ka nandositra nankao amin’ny tranolain’i Jehovah+ izy, ary notazoniny mafy ny tandroky ny alitara. Nanohana an’i Adonia+ mantsy i Joaba, na dia tsy nanohana an’i Absaloma+ aza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara