-
Levitikosy 24:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Niteny ratsy sy nanozona an’ilay Anarana* io zanaka vehivavy israelita io.+ Koa nentina tany amin’i Mosesy izy.+ Selomita no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Dibry avy amin’ny fokon’i Dana izy io. 12 Nambenana ilay lehilahy, mandra-pahafantatra mazava tsara hoe inona ny fanapahan-kevitr’i Jehovah.+
-