FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny mpanohana azy rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ dia iza no masina, ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.

  • Nomery 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ fa hotehirizina eo izy io ho fampitandremana+ ho an’izay zatra mikomy,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara