-
Nomery 20:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tsy nisy rano hosotroin’ny vahoaka tamin’izay,+ ka nitambatra hanohitra an’i Mosesy sy Arona izy ireo.
-
-
Nomery 20:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy Arona ka nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho tamin’izy ireo ny voninahitr’i Jehovah.+
-