Nomery 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny mpanohana azy rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ dia iza no masina, ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.
5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny mpanohana azy rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ dia iza no masina, ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.