-
Nomery 11:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary nitaraina mafy teo anatrehan’i Jehovah ny vahoaka, ka tezitra be i Jehovah rehefa naheno an’izany. Dia nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.
-
-
Nomery 16:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Izany no mahatonga anao sy ny mpanohana anao rehetra hiara-manohitra an’i Jehovah hoatr’izao. Fa i Arona moa no iza no imenomenonanareo?”+
-