-
Nomery 16:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Ny ampitson’iny ihany, dia nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona ny vahoakan’Israely manontolo+ hoe: “Ianareo roa lahy ihany no nahafaty ny vahoakan’i Jehovah!”
-