FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niteny tamin’izy mirahalahy foana ny Israelita hoe: “Naleonay ihany matin’ny tanan’i Jehovah tany Ejipta, tamin’izahay nipetraka teo akaikin’ny vilany fandrahoan-kena,+ sady nihinana an’izay mofo laninay. Fa nentinareo atỳ an-tany efitra atỳ izahay izao, mba ho faty mosary ity fiangonana manontolo ity.”+

  • Nomery 14:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa teneno ry zareo hoe: ‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah, “dia hataoko aminareo izay henoko nolazainareo!+ 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara