Eksodosy 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Tsy hosarahina amin’ny reniny izy mandritra ny fito andro, fa homenao ho ahy kosa izy amin’ny andro fahavalo.+ Deoteronomia 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao.
30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Tsy hosarahina amin’ny reniny izy mandritra ny fito andro, fa homenao ho ahy kosa izy amin’ny andro fahavalo.+
19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao.