FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy homena anjara na lova eo amin’ny Israely ny Levita mpisorona, sy ny fokon’i Levy manontolo mihitsy. Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah no hohaniny, fa izany no lovany.+ 2 Koa tsy tokony hahazo lova eo amin’ny rahalahiny izy ireo, fa i Jehovah no lovany, araka izay noteneniny taminy.

  • Josoa 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy homena anjara eo aminareo anefa ny Levita,+ satria ny asa fisoronana naorin’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ I Gada sy Robena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ koa efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”

  • Ezekiela 44:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “‘Izao no ho lovan’izy ireo: Izaho no lovany.+ Tsy tokony homenareo fananana eo amin’ny Israely izy, fa izaho no fananany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara