FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Tsy hanana lova ao amin’ny tanin’izy ireo ianao, ary tsy hisy anjara taninao eo aminy.+ Fa izaho no anjaranao sy lovanao eo amin’ny Israelita.+

  • Deoteronomia 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy homena anjara na lova eo amin’ny Israely ny Levita mpisorona, sy ny fokon’i Levy manontolo mihitsy. Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah no hohaniny, fa izany no lovany.+

  • Josoa 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fokon’ny Levita ihany no tsy nomeny lova.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mantsy no lovan’izy ireo,+ araka ny nampanantenainy azy ireo.+

  • Ezekiela 45:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ampahany masina alaina avy amin’ilay tany izy io ka ho an’ny mpisorona,+ ho an’ny mpanompo ao amin’ny toerana masina izay manatona mba hanompo an’i Jehovah.+ Ao amin’io toerana io no hisy ny tranon’izy ireo, ary ho faritra masina hisy an’ilay toerana masina izy io.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara