Ezekiela 40:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ilay efitra fisakafoana mitodika mianavaratra kosa ho an’ny mpisorona miandraikitra ny alitara.+ Zanakalahin’i Zadoka+ izy ireo, ary Levita voatendry hanatona an’i Jehovah mba hanompo azy.”+
46 Ilay efitra fisakafoana mitodika mianavaratra kosa ho an’ny mpisorona miandraikitra ny alitara.+ Zanakalahin’i Zadoka+ izy ireo, ary Levita voatendry hanatona an’i Jehovah mba hanompo azy.”+