FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.

  • Ezekiela 43:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Makà vantotr’ombilahy iray avy ao amin’ny andiany mba hatao fanatitra noho ny ota,+ dia omeo ny Levita mpisorona taranak’i Zadoka,+ izay manatona mba hanompo ahy, ilay izy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara