-
1 Samoela 2:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Dia hifidy mpisorona mendri-pitokisana ho an’ny tenako aho.+ Hifanaraka amin’izay ao am-poko ny zavatra hataony. Hataoko izay hananany taranaka maharitra, ary ho mpisorona ho an’ny voahosotro foana izy.
-
-
1 Tantara 6:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 Ahitoba niteraka an’i Zadoka,+ ary Zadoka niteraka an’i Ahimaza.
-
-
1 Tantara 24:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka avy amin’ny taranak’i Itamara.
-