1 Mpanjaka 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.
35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.