FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 48:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izany no ho fanomezana masina ho an’ny mpisorona.+ Hirefy 25 000 hakiho ny ilany avaratra, 10 000 hakiho ny eo andrefana, 10 000 hakiho ny eo atsinanana, ary 25 000 hakiho ny eo atsimo. Ary ho eo afovoan’izy io ny toerana masin’i Jehovah. 11 Ho an’ny mpisorona efa nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka+ izany, ho an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba nanaraka lalan-diso, rehefa nanaraka lalan-diso+ ny Israelita sy ny Levita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara