26 Mandika ny lalàko ny mpisorona ao aminao,+ sady manazimbazimba ny toerako masina foana.+ Tsy avahany amin’ny zavatra tsy masina koa ny zavatra masina.+ Dia tsy mampahafantatra ny atao hoe maloto sy madio izy ireo.+ Tsy mety manaja ny sabatako izy ireo, ary zimbazimbainy aho.