FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+

  • Ezekiela 45:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Avy amin’io faritra voarefy io ianareo no handrefy 25 000 hakiho ho lavany, ary 10 000 hakiho ho sakany. Ao no hisy ny toerana masina, dia ilay zavatra masina indrindra. 4 Ampahany masina alaina avy amin’ilay tany izy io ka ho an’ny mpisorona,+ ho an’ny mpanompo ao amin’ny toerana masina izay manatona mba hanompo an’i Jehovah.+ Ao amin’io toerana io no hisy ny tranon’izy ireo, ary ho faritra masina hisy an’ilay toerana masina izy io.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara