-
Nomery 19:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “‘Izao foana no fitsipika harahin’izy ireo: Tokony hanasa ny akanjony ilay namafy ny rano fanadiovana.+ Ary haloto mandra-paharivan’ny andro izay nikasika ny rano fanadiovana.
-