-
Nomery 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mpiadidy iray isan’andro no hanolotra fanatitra hitokanana ny alitara.”
-
-
Nomery 7:78Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
78 Tamin’ny andro faha-12, dia i Ahira+ zanak’i Enana, mpiadidy teo amin’ny taranak’i Naftaly,
-
-
Nomery 10:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary i Ahira+ zanak’i Enana no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Naftaly.
-