-
Nomery 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
-
-
Nomery 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 ary Ahira+ zanak’i Enana no avy amin’i Naftaly.
-
-
Nomery 2:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Naftaly, ka i Ahira+ zanak’i Enana no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Naftaly,
-