-
Nomery 2:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Naftaly, ka i Ahira+ zanak’i Enana no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Naftaly,
-
-
Nomery 10:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary i Ahira+ zanak’i Enana no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Naftaly.
-