-
Nomery 13:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Niverina tany amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoakan’Israely manontolo izy ireo, tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy.+ Nanao tatitra tamin’ny vahoaka manontolo izy ireo, sady nampiseho azy ny vokatr’ilay tany.
-
-
Nomery 20:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary niala tao Kadesy ny vahoakan’Israely manontolo, ka tonga teo amin’ny Tendrombohitra Hora.+
-
-
Nomery 33:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 ary niainga avy tao Eziona-gebera, dia nitoby tao an-tany efitr’i Zina,+ izany hoe Kadesy.
-