-
Nomery 33:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Taorian’izay, dia niainga avy tao Kadesy izy ireo, dia nitoby teo amin’ny Tendrombohitra Hora,+ teo amin’ny sisin-tanin’i Edoma.
-
-
Nomery 34:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘Izao kosa no ho sisiny avaratra amin’ny taninareo: Manomboka eo amin’ny Ranomasina Lehibe ilay izy, ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hora,+
-