-
Mpitsara 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’i Edoma+ ny Israely, mba hiteny hoe: “Mba avelao izahay handalo ao amin’ny taninao!” Tsy navelan’ny mpanjakan’i Edoma anefa ry zareo. Naniraka olona hiresaka tamin’ny mpanjakan’i Moaba+ koa izy ireo. Tsy nanaiky koa anefa izy. Nijanona tany Kadesy+ àry ny Israely.
-