Genesisy 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nomery 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay. Deoteronomia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lazao amin’ny vahoaka ilay didy hoe: “Izao ianareo dia handalo any akaikin’ny sisin-tanin’ny rahalahinareo, dia ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira.+ Hatahotra anareo izy ireo,+ nefa mitandrema tsara.
14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay.
4 Ary lazao amin’ny vahoaka ilay didy hoe: “Izao ianareo dia handalo any akaikin’ny sisin-tanin’ny rahalahinareo, dia ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira.+ Hatahotra anareo izy ireo,+ nefa mitandrema tsara.