FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nipetraka tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+

  • Deoteronomia 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary lazao amin’ny vahoaka ilay didy hoe: “Izao ianareo dia handalo any akaikin’ny sisin-tanin’ny rahalahinareo, dia ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira.+ Hatahotra anareo izy ireo,+ nefa mitandrema tsara.

  • Deoteronomia 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Aza mankahala Edomita, satria rahalahinao izy.+

      “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara